• Alakamisy 28 Janoary 2021
Any Ivelany.FRANTSA IRAY AMIN’NY 10 NY TRANGANA COVID-19

Tranga iray amin’ny olona 10 amin’izao fotoana izao ny taha amin’ny fisehoan’ny valanaretina covid-19 any Frantsa.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 28 Janoary 2021
Any Ivelany.PORTUGAL NANAPAKA NY SIDINA IFANDRAISANA AMIN’I BRESIL

Sasatry ny mandevina ny any Brésil, ary voalaza fa mila tsy ho araka intsony.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 28 Janoary 2021
Any Ivelany.FIFIDIANANA FILOHAN’NY CAF KANDIDA 3 NO NOLAVINA

Ankoatra an’i Ahmad, dia kandida miisa 2 hafa no nolavina tsy afaka hifaninana ho kandida ho filohan’ny CAF.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 27 Janoary 2021
Any Ivelany.FC BARCELONE BOKAN-TROSA NOHO NY KRIZY

Bokan-trosa sy mandalo krizy ny Klioban'ny FC Barcelone raha ny nambaran'ny Mpanazatra Ronald Koeman.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 27 Janoary 2021
Any Ivelany.THOMAS TUCHEL OFISIALY NY MAHA MPANAZATRA AN’I CHELSEA AZY

Voatendry tamin'ny fomba ofisialy omaly ho Mpanazatra ny Klioba Anglisy FC

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 27 Janoary 2021
Any Ivelany.ROYAUME-UNIE UNI IHOARANA NY 100 000 MATIN’NY COVID-19

I Royaume-Uni no firenena voalohany any Eoropa tafiakatra 100 000 mahery ny

Hamaky ny tohiny
FTT